Covid-19 : Olona 3 no lavo, 271 manana fahasarotana ny 05 aprily 2021

  • mardi, 06 avril 2021 19:33

Miisa 165 ireo olona vaovao voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus ny 05 Aprily 2021 tamin'ny fitiliana niisa 528 natao, izay mitsinjara ho :

Analamanga 118
Atsinanana 5
DIANA 22
Alaotra Mangoro 2
Haute Matsiatra 1
Boeny 2
SAVA 2
Atsimo Andrefana 4
Analanjirofo 6
Androy 3

Olona 111 no sitrana soamatsara, mitsinjara ho :

Analamanga 63
Atsinanana 14
Alaotra Mangoro 1
Haute Matsiatra 1
Atsimo Andrefana 5
Menabe 1
Analanjirofo 11
Ihorombe 3
Itasy 1
Melaky 1
Sofia 9

Olona 3 no lavon'ny Covid-19, tamina faritra telo dia :

Analamanga 1
Atsimo Andrefana 1
Anosy 1

Olona 2595 no manaraka fitsaboana
Olona 271 no ahitana fahasarotana

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.