Nosy tanikely- Dzamanjary : Vazaha lahy frantsay iray maty niandrika

  • dimanche, 28 février 2021 12:00
  • Sary ZP

Vazaha lahy iray, “plongeur", teratany frantsay fantatra amin’ny anarana hoe Onno Morgan, 52 taona, no hita faty tao Nosy Tanikely Fokontany Ambatoloaka Boriborintany Dzamanjary, Distrika Nosy Be ny 26 febroary 2021.

Telo lahy izy ireo no niandriaka, nitaingina sambokely haingam-pandeha. Ratra anaty tany amin’ny lohany no voalazan’ny mpitsabo nanao ny fanamarinana teo anatrehan’ny zandary fa nitarika ny fahafatesan’ity teratany frantsay ity.

Nanatrika izany fizahana ny faty izany ny Consul honoraire frantsay ao Nosy Be.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.