Ivato Centre – Ambositra : Voasambotra ireo jiolahy roa mpanao fanafihana mitam-basy

  • dimanche, 28 février 2021 11:59

Taratasy avy amin’ny Fitsarana nahafahan’ny zandary avy amin’ny kaompania ao Ambosira nisava tokantranon’olona ahiahiana ho mpanao fanafihana mitam-basy ka efa narahi-maso tao Ambalandapa Fokontany Ankaramainty Kaominina Ivato Centre Distrika Ambositra ny 24 febroary 2021.

Sarona nandritra izany ny basy vita gasy sy entana halatra maromaro. Nisy lehilahy roa ihany koa voasambotra ary notanana avy hatrany nanaovana famotorana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.