Amparafana-Mahanoro : Velaran’ala 35 Ha no may

  • vendredi, 15 janvier 2021 09:01
  • Sary nindramina

Velaran-tany 35 ha no may tao amin'ny alan'Amparafana, Distrikan'i Mahanoro ny alarobia teo. Niara-nientana tamin'ny famonoana ny afo ny Fokonolona, ireo mpitandro ny filaminana, ireo tompon'andraikitra ao an-toerana ary ny ekipan'ny lehiben'Ala ao Mahanoro.

Efa miroso amin'ny fanadihadiana mahakasika ity fahamaizana ity ireo tompon'andraikitra ankehitriny.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.