Manakara: Arovana amin’ny fikaohan’ny ranomasina ny tanàna
- dimanche, 11 octobre 2020 20:39
- Sary nomena
Hisy fanorenana fotodrafitrasa ho fiarovana ny morontsirak’i Manakara, amin'ny voka-dratsy ateraky ny fiakaran'ny ranomasina sy ireo loza voajanahary.
Natao indrindra hiaro ny tanànan'i Manakara tsy ho difotry ny rano rehefa fotoam-pahavaratra sy ny rivodoza ny fotodrafitrasa.
Mitentina 800 000 dolara ity tetikasa ity izay eo ambany fiahian'ny ministeran'ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra.
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://sobikamada.com/index.php/vaovao/item/24679-manakara-arovana-amin%E2%80%99ny-fikaohan%E2%80%99ny-ranomasina-ny-tan%C3%A0na.html#sigProGalleriaa6901a4b75
https://sobikamada.com/index.php/vaovao/item/24679-manakara-arovana-amin%E2%80%99ny-fikaohan%E2%80%99ny-ranomasina-ny-tan%C3%A0na.html#sigProGalleriaa6901a4b75
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.