Mpampianatra FRAM amin’ny Lycée: Homen’ny Fanjakana fanampiana taorian’ny Covid-19

  • jeudi, 01 octobre 2020 17:02

Handray an-tanana ny fanampiana ireo mpampianatra FRAM eny anivon’ny Lycée ny fanjakana mba hampitovy lenta ny fitantanana ireo mpampianatra rehetra miasa eny anivon’ny sekolim-panjakana manoloana ny fiantraikan’ny valanaretina.

Raha ny fantatra dia efa nisy ny fanampiana nomen’ny tetikasa PAEB ho an’ireo mpampianatra FRAM eny anivon’ireo sekoly garabola, ny ambaratonga voalohany ary ambaratonga faharoa manoloana ny fiantraikan’ny valanaretina Covid-19.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.