Andohatapenaka: Miala any ny hery famoretana

  • lundi, 26 octobre 2015 13:22
  • Tigre
  • Photo: Njaka

Tonga vao maraina teny Andohatapenaka ny fitaovana vaventy nandrava ny fototr'ireo abatoir teo aloha.
Nisy olona teo amn'ny dimapolo teo ireo mpomba an'i filoha teo aloha Ravalomanana no namaly ny antsony hiara hientana anakana izany fandravana izany.

Maro anefa ireo Emoreg efa niantrana teny an-toerana ka nihemotra ireto mpanara-dia an'i Ravalomanana ireto.

Nilaza ny tsy ho eny antoerana moa ingahy Ravalomanana ka tsy dia nisy sakoroka, ary ny mpanao gazety ihany koa dia tsy navela niditra tao amin'ilay toerana efa nandravana ireto fototra taloha ireto.

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.