Toamasina : Toaka gasy 840 litatra tratra

  • samedi, 24 octobre 2015 08:44
  • Zakaria
  • Photo: Net
Niainga avy any Saranazy, Kaominina Ambodilazana ireto toaka gasy ireto ary saika hamidy ao Toamasina no saron’ny polisy tao Betainaomby niaraka tamin’ireo roalahy nitondra azy. Notsinjaraina tamina jerikana miisa 24 ny toaka.
Raha ny lalàna dia miankina amin’ny fandoavan’izy ireo ny sazy 1.000 Ariary isaky ny litatra ny famonjana azy roalahy ireo na tsia.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.