Fisolokiana : Olona roa naiditra am-ponja ao Toamasina

  • samedi, 24 octobre 2015 07:54
  • Zakaria
  • Photo: Sobika Toamasina

Milaza ho mpampitombo vola hay misoloky gaigilahy. Vola fito tapitrisa Ariary be izao no lasibatra tao Tanambao V Toamasina. Dimy lahy no niketrika azy saingy tafaporitsaka ny telo raha tonga hisambotra azy ireo ny polisy, ka ny roa no tratra ambodiomby niaraka tamin’ireo fitaovana fampiasany.

Naiditra am-ponja vonjimaika ao Ambalatavoahangy izy roa lahy, mbola karohina kosa ireo namany telo.

 

sobika mpisoloky 2

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.