Covid-19 : Miabo ny 348 tamin’ireo 1366 natao fitiliana

  • jeudi, 08 avril 2021 21:03
  • Zakaria

Toy izao manaraka izao ny antontan'isa maneho ny fivoaran’ny Covid-19 ny andron’ny 07 aprily 2021 :

-Isan'ny natao fitiliana: 1366
-Tranga vaovao: 348

Analamanga 180
Atsinanana 26
DIANA 14
Alaotra Mangoro 8
Haute Matsiatra 10
Boeny 7
Vakinankaratra 26
SAVA 9
Atsimo Andrefana 10
Vatovavy Fitovinany 10
Menabe 9
Analanjirofo 10
Anosy 8
Ihorombe 3
Betsiboka 4
Melaky 13
Atsimo Atsinanana 1

-Sitrana: 145

Analamanga 94
Atsinanana 6
Haute Matsiatra 2
Boeny 19
Vakinankaratra 1
SAVA 3
Atsimo Andrefana 3
Vatovavy Fitovinany 1
Analanjirofo 14
Melaky 2

-Namoy ny ainy: 6

Boeny 1
Vakinankaratra 1
Atsimo Andrefana 1
Analanjirofo 2
Anosy 1

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.