Ambodin'Isotry : Mikorontana ny mponina noho ny fitsinjarana ny vary mora

  • mardi, 06 avril 2021 17:10
  • Njaka
  • Sary Njaka

Mikorontana ny mponin'Ambodin'Isotry, Antetezana afovoany sy ny manodidina amin'ny fitsinjarana ny "Vary Mora".

Miantso ny tompon'andraikitra ny mponina ety an-toerana mba hanara-maso ireo mpizara izany.

Raha "ticket" miisa 100 no nampanantenaina dia zara raha 60 no azon'izy ireo, izay tsy fantatra hoe omena an'iza.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.