Covid-19 : 5 namoy ny ainy, 268 tranga misy fahasarotana

  • lundi, 05 avril 2021 19:30
  • Zakaria

Toy izao ny antontan'isa maneho ny fivoaran’ny Covid-19 eto Madagasikara ny 04 aprily 2021

Tranga vaovao 137 tamin'ireo 382 nanaovana fitiliana :

Analamanga 49
Atsinanana 2
DIANA 20
Boeny 14
SAVA 16
Atsimo Andrefana 7
Menabe 4
Analanjirofo 7
Anosy 11
Itasy 1

Sitrana: 143

Analamanga 85
Atsinanana 9
DIANA 13
Boeny 2
Vakinankaratra 11
SAVA 5
Atsimo Andrefana 1
Analanjirofo 6

Manaraka fitsaboana: 2 544
Tranga misy fahasarotana: 268

Namoy ny ainy: 5

Analamanga 1
Atsinanana 1
Boeny 1
SAVA 1
Analanjirofo 1

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.