Covid-19 : 05 no lavo, tranga misy fahasarotana 255

  • dimanche, 04 avril 2021 17:59
  • Zakaria

Toy izao manaraka izao ny antontan'isa maneho ny fivoaran'ny Covid-19 manerana an'i Madagasikara ny 03 aprily 2021

Isan'ny nanaovana fitiliana: 974
Tranga vaovao: 310

Analamanga 177
Atsinanana 10
Diana 19
Alaotra Mangoro 3
SAVA 13
Atsimo Andrefana 15
Menabe 3
Amoron'i Mania 4
Bongolava 6
Analanjirofo 17
Anosy 12
Ihorombe 4
Itasy 2
Sofia 25

Sitrana: 144

Analamanga 79
Atsinanana 25
DIANA 11
Alaotra Mangoro 1
Haute Matsiatra 8
Boeny 1
SAVA 9
Atsimo Andrefana 2
Menabe 1
Anosy 3
Ihorombe 2
Itasy 1
Melaky 1

Manaraka fitsaboana: 2 555
Tranga misy fahasarotana: 255

Namoy ny ainy: 5

Analamanga 2
DIANA 1
SAVA 1
Itasy 1

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.