Covid-19 : Mihatra eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’I Madagasikara ny « Fahamehana ara-pahasalamana »
- dimanche, 04 avril 2021 17:29
- Zakaria
Mihatra eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’I Madagasikara ny « Fahamehana ara-pahasalamana » mandritra ny 15 andro noho ny antony ara-pahasalamana, noho ny fisian’ny toe-javatra goavana mampisahotaka ny fiainambahoaka, mba hampizotra ara-dalàna ny asan’ireo fahefam-panjakana, araka ny didim-panjakana laharana faha-2021–390 tamin’ny 03 aprily 2021 ary nambaran’ny filoham-pirenena ampahibemaso.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.