Kaompania Tsaradia : Hitondra mpandeha ny 4 sy 5 aprily, na tsy nanao PCR aza ny mpandeha

  • dimanche, 04 avril 2021 16:50
  • Zakaria

Hitohy ny sidina hataon'ny kaompania anabakabaka Tsaradia manao zotra anatiny ny 4 sy 5 aprily 2021 araka ny fampahafantarana nataony ny mpanjifa.

Afaka miondrana avokoa ny mpandeha na tsy nanao fitiliana PCR aza, fa nahazo alalana manokana amin'izany ny kaompania.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.