Olona ianjadian’ny tsy fanjarian-tsakafo : Kaominina 15 amin’ny 18 no efa nanaovana fanisana

  • dimanche, 28 février 2021 12:05
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Miroso ny fanisana ireo olona ianjadian’ny tsy fanjarian-tsakafo aty amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Asa ataon’ireo miaramilan’ny BMM3.

Kaominina 15 amin’ny 18 ao amin’ny distrikan’Amboasary Atsimo no efa vita fanisana.
Mitohy kosa izany ho an’ny Kaominina Sampona, Tsivory ary Ebelo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.