Antsirabe : Tsy nahazo niasa ny zotra Antsirabe - Antananarivo
- samedi, 20 février 2021 16:12
- Zakaria
- Sary nindramina
Nosakanana tsy mahazo miasa ny zotra Antsirabe mandeha Antananarivo io maraina io. Nisy mpandeha efa tamin'iny 4 Ora maraina hikasa hamonjy raharaham-pianakaviana no tavela.
Baiko no azon'ny ny mpitatitra fa tsy mahazo mivoaka an'Antsirabe izy ireo androany. Tsy voafaritra ihany koa hoe hatramin'ny firy izay fanakanana izay.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/25736-antsirabe-tsy-nahazo-niasa-ny-zotra-antsirabe-antananarivo.html#sigProGalleria00981a244b
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/25736-antsirabe-tsy-nahazo-niasa-ny-zotra-antsirabe-antananarivo.html#sigProGalleria00981a244b
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.