Mahitsy – Ambohidratrimo : Nitrangana fanafihana mitam-piadiana

  • mercredi, 20 janvier 2021 10:50
  • Zakaria

Andian-jiolahy mitondra basy sy sabatra no mandroba ny tsena izay mbola nisokatra tao Mahitsy, Distrika Ambohidratrimo tokony ho tamin’ny 7ora hariva ny talata 19 janoary. Fivarotana maro no voatafika ary nitsoaka ireo jiolahy taorian’izay.

Mandray an-tanana ny raharaha ny Zandary.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.