Antenimierandoholona : Ndremanjary Jean André sy Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana no hitarika fivoriana

  • mardi, 19 janvier 2021 08:25
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ny senatera zokiolona Ndremanjary Jean André sy ny zandriolona Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana no hitarika ny fivoriana manokana sy voalohan’ireo senatera vaovao mandrafitra ny Antenimierandoholona.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.