Tanambao Verrerie-Toamasina : Trano 18 tafo kilan’ny afo

  • jeudi, 14 janvier 2021 17:53
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nitrangana haintrano tao Tanambao Verrerie androany maraina. Olona nampirehitra afo maraina, tamina tokantrano iray, tsy voafehy no niandohan’ny firehetana.

Trano 18 tafo no kila. Niditra an-tsehatra namono ny afo ny mpamono afon’ny tanànan’i Toamasina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.