Volamena 73.7kg : Napetraka mialoha tao anaty fiaramanidina ireo volamena hoy ny ladoany

  • jeudi, 14 janvier 2021 16:09
  • Njaka
  • Sary Njaka

Nanizingizina ny teo anivon'ny fadin-tseranana fa napetraka mialoha tao anaty fiaramanidina ireo volamena saika ahondrana tany Afrika atsimo. Mbola mitohy ny fanadiadiana.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.