Covid-19 : Vita vaksiny ny Papa François sy Benoît XVI

  • jeudi, 14 janvier 2021 13:08
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanomboka ny 13 janoary 2021 ny hetsika fanaovam-baksiny fanefitry ny Covid-19 ao Vatican. Efa samy nahazo anjara daozy voalohany avy ny Papa François sy ny Papa émérite Benoît XVI, androany maraina ity farany no vita vaksiny.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.