Taom-pambolenkazo 2021 : Hatao any Tolagnaro ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy

  • jeudi, 14 janvier 2021 11:58
  • Zakaria

Ny 19 Janoary 2021 no hanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolenkazo 2021, ka any Tolagnaro no hanatanterahana izany.

Hatao amin’io fotoana io koa ny Andron’ny fambolen-kazo any an- tsekoly na ny « Journée de reboisement scolaire » manerana ny Nosy izay mitondra ny lohahevitra hoe : « Mamboly hazo tia tanindrazana, mandoro ala mandoro tanindrazana ».

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.