Fandaharanasa PEM : Nahemotra andro vitsivitsy ny fampahafantarana
- jeudi, 14 janvier 2021 10:13
- Zakaria
Nahemotra, raha tokony hatao ny 19 janoary 2021 ny fampahafantarana ho an’ny rehetra ny fandaharanasa PEM (Plan Emergence de Madagascar).
Noho ny fandaminana isan-karazany sy ny maha zava-dehibe ny fiarovana ny tontolo iainana ka hanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pambolenkazo 2021 any Tolagnaro amin’io andro io no voalaza antony.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.