Maintirano : Nitsoaka tao amin'ny Fitsarana ilay voampanga vao nandre fa hampidirina am-ponja

  • mardi, 20 octobre 2020 21:27
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Ny handositra hiala tao amin’ny lapan’ny Fitsarana Maintirano no nataony vao nandre ny didim-pitsarana fa meloka higadra enin-taona an-tranomaizina sazy mihatra izy omaly.

Nifanenjehana ilay lehilahy, nipoaka hatramin’ny basy saingy tsy voa izy.

Tsy lasa lavitra anefa izy dia voasambotra, ary dia efa any am-ponja manefa ny saziny amin’izao.

Raharaha roa no nanenjehana azy dia fisolokiana sy fisandohana ho Lietenà miaramila. Maro ny olona efa nahazoany vola.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.