Andakorobe Ambinany - Antalaha: Nitrangana vaky fasana, niparitaka ny taolam-paty
- dimanche, 11 octobre 2020 20:17
- Zakaria
- Sary : Zakaiosy Bayo
Taolam-paty niparitaka etsy sy eroa no hita sy nanaitra ny fianakaviana tompom-pasana ao Andakorobe Ambinany ao amin'ny Distrika Antalaha ny Sabotsy 10 oktobra maraina.
Tsy mbola misy tratra ny tompon’antoka amin’izao vaky fasana tao amin’ity toeram-pandevenana ity, izay tranga tsy vaovao mpiseho ihany koa.
(Sary : Zakaiosy Bayo)
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/24677-andakorobe-ambinany-antalaha-nitrangana-vaky-fasana,-niparitaka-ny-taolam-paty.html#sigProGalleriac060c77580
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/24677-andakorobe-ambinany-antalaha-nitrangana-vaky-fasana,-niparitaka-ny-taolam-paty.html#sigProGalleriac060c77580
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.