Aravabohitra Itaosy: Nianjera ampendehanana ilay rangahy dia tsy tana ny aina

  • lundi, 05 octobre 2020 16:33
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Raim-pianakaviana iray no lavo ampandehanana teny Avarabohitra Itaosy io maraina io. Nisy nahita izy nianjera. Nampamonjena sisin-dalana hanaovana vonjy aina kinanjo tsy tana ny ainy.

Aretina ? Hanoanana ? Sa loza efa ho avy ?

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.