Ambatoharanana – Fenoarivo Atsinanana: Nahitana taolampaty maromaro
- lundi, 05 octobre 2020 15:53
- Zakaria
- Sary: ZP
Mpitondra lakana hamonjy fodiana rehefa avy nanaraka ny reniranon’i Maningory no nahita taolampaty maromaro teo amorondano tany andrefan’ny tanànan’i Miarinarivo Fokontany Ambohimanarivo, Kaominina Ambatoharanana, Distrika Fenoarivo Atsinanana.
Taolam-pe 10 isa, sy taola-madinika 17 isa no tao.
Tonga nanao fitsirihana ny Médecin Chef CSB II Ambatoharanana.
Tsy nisy nanao fitarainana vaky fasana anefa, ka dia nalevin’ny Fokonolona ireo taolampaty taorian’ny fanamarinana nataon’ny dokotera sy ny Zandary.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/24621-ambatoharanana-%E2%80%93-fenoarivo-atsinanana-nahitana-taolampaty-maromaro.html#sigProGalleriad03b358329
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/24621-ambatoharanana-%E2%80%93-fenoarivo-atsinanana-nahitana-taolampaty-maromaro.html#sigProGalleriad03b358329
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.