Tsaramiarina - Morafeno Boana: May kilan'ny afo ny tanàna, olona iray maty, 200 traboina
- jeudi, 01 octobre 2020 21:34
- Zakaria
- Sary nindramina
Nitrangana haintrano goavana tao Tsaramiarina, Fokontany Morafeno, Kaominina Morafeno Boana, Distrikan’i Maevatanana ny tolakandron’ny alarobia 30 septambra 2020.
May kila hotohoton’ny afo ny tanàna. Olona iray no namoy ny ainy nandritra izany, ary roanjato mahery no traboina.
Miantso vonjy amin’ny fitondram-panjakana sy izay malala tanana ireo traboina fa lasa lavenona avokoa izay zavatra nohariana an-taonany maro sy ny ankamaroan’ny vokatra ary koa lelavola mitentina 04 tapitrisa Ariary.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.