Mandoto: Hampiantrano ny fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny sasa-tanana amin’ny savony

  • jeudi, 01 octobre 2020 21:31
  • Zakaria

Hatao ao an-tananan’i Mandoto, renivohitry ny Distrikan’i Mandoto, Faritra Vakinankaratra ny fankalazana ny Andro manerantany ho an’ny sasa-tanana amin’ny savony, ny 15 oktobra 2020.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.