Centre d’Infectiologie Charles Mérieux: Nomen’ny fanjakana fanalefahan-ketra

  • jeudi, 01 octobre 2020 16:55
  • Zakaria

Nomen’ny fanjakana fanalefahan-ketra ny Centre d’Infectiologie Charles Merieux eny Ankatso izay nanafatra fitaovana ilaina amin’ny laboratoara fitiliana sy fitaovam-piarovana ho entina miady amin’ny valanaretina Covid-19.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.