Kere any atsimon’ny Nosy: Hidina hitondra ny fanampiana any ny Filoham-pirenena

  • jeudi, 01 octobre 2020 16:13
  • Zakaria

11 amin’ireo 18 Kaominina iharan’ny Kere any atsimon’ny Nosy izay any amin’ireo toerana tena saro-dàlana no tena sahirana ankehitriny ka hitondrana fanampiana sy vonjy aina avy hatrany araka ny tatitry ny filankevitry ny minisitra natao omaly.

Voalaza koa fa hidina any hitondra ny fanampiana entin’ny fanjakana ny Filoham-pirenena, ary hanamafy sy handamina ireo tetikasa maharitra sy foto-drafitrasa iadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra atsimo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.