Faritra DIANA: Toeram-pilanonana miisa 08 nakatona, nampidirina violon ireo tompon-trano
- mardi, 15 septembre 2020 10:35
- Zakaria
- Sary: Polisim-pirenena
Feno olona, sady tsy misy manaja fepetra ara-pahasalamana, ireo toeram-pilanonana nisokatra tany amin'ny Faritra DIANA, kanefa mbola misy ilay valanaretina Covid-19 any an-toerana.
Nakaton'ny Polisy avokoa ireo toeram-pilanonana miisa 08, ary nampidirina « violon » ireo tompon-trano satria minia mandika ny fepetra hiarovana amin'ny fiparitahan'ilay valanaretina.
Niisa 363 ireo olona nampanaovina asa iombonana, rehefa hitan’ny Polisy fa tsy nanao Arotava.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/24422-faritra-diana-toeram-pilanonana-miisa-08-nakatona,-nampidirina-violon-ireo-tompon-trano.html#sigProGalleria90225af8ee
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/24422-faritra-diana-toeram-pilanonana-miisa-08-nakatona,-nampidirina-violon-ireo-tompon-trano.html#sigProGalleria90225af8ee
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.