Mahitsy – Ambohidratrimo: Mitaraina ho tsy mbola nahazo « Vatsy tsinjo » sy « Tosika fameno »

  • jeudi, 10 septembre 2020 15:54
  • Zakaria

Tsy nisy nizara vary sy menaka na « Vatsy tsinjo » sy « Tosika fameno » izany taty Mahitsy, Distrika Ambohidratrimo nandritra izay fihibohana izay, hoy ny fitarainan’ny mponina ao an-toerana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.