06 Septambra 2019-06 Septambra 2020: Herintaona lasa no nitsidihan'i Papa François an'i Madagasikara

  • dimanche, 06 septembre 2020 20:15
  • Zakaria
  • Tahirin-tsary sy sary nindramina

Feno herintaona katroka androany 06 Septambra ny fitsidihana apostolika nataon’i Papa Ray Masina François teto Madagasikara. Naharitra hefarana izany.

Nanamarika ny fitsidihany teto ny fihaonany tamin’ny tanora sy ny Lamesa lehibe notarihan'i Papa teny Soamandrakizay ny 8 septambra 2019.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.