Village touristique-Mahajanga: Maloto ny torapasika, misy fofona maimbo

  • dimanche, 06 septembre 2020 11:22
  • Zakaria
  • Sary nomena

Manaitra ny tompon’andraikitra ny olona fa misy fantsona lehibe mitondra rano mivarina an-dranomasina mamoaka fofona maimbo eny amin’ny « Village touristique ». Simba ny torapasika, toy izany koa ny tontolo iainana.

Raha tsy voafehy io tranga io, hoy ny mponina, dia handao ity toeram-pitsangatsanganana iray amin’ireo mahasarika ny olona tonga eto Mahajanga ity ny olona, sy ireo mpanao vakansy sy mpizahatany tonga aty an-tanànan’ny voninkazo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.