Ambohidratrimo: Hita soamantsara i Aro

  • samedi, 05 septembre 2020 14:36
  • Tigre

Niantsena no nivohany ny trano omaly zoma 04 septambra 2020, tokony ho tamin'ny 09ora maraina, tsy niverina i Andriantsiva Ny Riana Aroniaina na i Aro hatramin’ny maraina teo.

Noho ny fiaraha-miasan'ny rehetra dia hita sy nisy nanatitra tao an-tranony i Aro.

Nitondra ny fisaorana ho an'ny rehetra ny fianakaviany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.