Manakara: Tovolahy 27 taona namoy ny ainy tamin’ny lozam-pifamoivoizana

  • samedi, 05 septembre 2020 12:15
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Nanao taigin-droa tamin’ny moto, nifatratra tamin’ny trano kely fivarotana. Androany sabotsy 5 septambra 2020 tokony tamin’ny 2 ora maraina no niseho ny loza teo amin’ny sampanana miazo ny seranam-piaramanidina Manakara.

Tovolahy iray, 27 taona, namoy ny ainy tamin’ny loza. Efa nalain’ny havany ny faty.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.