Antalaha: Haintrano goavana nahafatesana zaza iray

  • samedi, 05 septembre 2020 10:45
  • Zakaria
  • Sary nindramina

May kila hotohoton’ny afo ny trano fialamboly Winkeders ao Belle-Rose Antalaha.

Ny tolakandron’ny zoma 4 septambra 2020 no nitranga ny loza, izay tombanana ho vokatry ny ankoson’aratra (court-circuit).

Namoy ny ainy tao anatin’izany ny zazalahikely iray, zanaky ny tompontrano.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.