Coronavirus: Manentana ny rehetra iombom-bavaka ny Papa Fransoa anio amin'ny 12ora atoandro
- mercredi, 25 mars 2020 09:29
- Tigre
- Sary fampiaingoana
Manentana ny rehetra ny Papa Fransoa anio alarobia 25 marsa amin'ny 12ora atoandro, na aiza no misy antsika na aiza, iaraka iombom-bavaka.
Ireo afaka mandrehitra labozia dia entaniny amin'izany.
Ho an'ireo Katolika dia ialohavana amin'ny anaran'ny Ray, manao Rainay any an-danitra, ary faranana amin'ny anaran'ny Ray.
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.