Ambanja: Ranomboakazo efa lany daty miisa 36 fonosana tratra saika hamidy
- mercredi, 18 mars 2020 19:09
- Zakaria
- Sary: MICA
Baoritra miisa 36 nahitana fonosana ranomboakazo « RITA » efa lany daty izay nokasaina nalefa tany Ambilobe no saron’ny mpitandro filaminana teto Ambanja. Tsy nisy taratasy fanomezan-dalana ho amin’ny famindrana ireo entana ireo ka nogiazana avy hatrany ireo baoritra ireo.
Niroso tamin’ny fandoroana ireo entana lany daty ireo ny teo anivon’ny Antenimieran’ny Indostria sy ny Varotra Ambanja ho fiarovana ny mpanjifa.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/22620-ambanja-ranomboakazo-efa-lany-daty-miisa-36-fonosana-tratra-saika-hamidy.html#sigProGalleria844a49b77b
https://sobikamada.com/index.php/tselatra/item/22620-ambanja-ranomboakazo-efa-lany-daty-miisa-36-fonosana-tratra-saika-hamidy.html#sigProGalleria844a49b77b
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.