Tselatra

    • vendredi, 27 novembre 2015 11:26
    • Photo: Net

    Fitaterana : Mitaraina amin’ny halafosan’ny «permis biométrique» ny mpamily taxi

    Lafo aminay ny 38.000 Ariary tsy maintsy aloa hanovana ny «permis» taloha ho «permis biométrique», hoy ny mpamily taxi. « Izahay tsy manohitra ny fanovana sy fanatsarana, fa ny sarany no ahenao » hoy izy ireo.
    Lire la suite ...
    • vendredi, 27 novembre 2015 10:22
    • Photo: Njaka

    Forum de métier

    Tanterahina ny 26,27 ary ny 28 novambra 2015 ny hetsika "Forum de métier" izay karakarain'ny orin'asa DHL sy ny SOS Villages d'Enfants etsy amin'ny Hôtel Panorama Andrainarivo.
    Lire la suite ...
  • Trano may Mahavoky Mahajanga
    Trano may Mahavoky Mahajanga
    • jeudi, 26 novembre 2015 22:37
    • Sary: Sobika Mahajanga

    Mahavoky – Mahajanga : Trano roa sy fiara iray may kilan’ny afo

    Tokony ho tamin’ny roa ambin’ny folo ora sy sasany teo no nisehoan’ny loza, izay tsy fantatra mazava hatreto ny fiandohany.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 25 novembre 2015 16:08
    • Photo: Net

    Fampirafesana

    Maty novonoin-drangahy tamin’ny antsy ny vadiny, namono tena izy avy eo
    Lire la suite ...
    • mercredi, 25 novembre 2015 16:04
    • Photo: Net

    Ampanihy : Ambalavelona

    Ankizivavy mpianatra 15 indray voan’ny ambalavelonaVery hevitra ny mpampianatra sy ny ray aman-dreny
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 novembre 2015 19:19
    • Photo: Njaka

    Fanandramana fiarabe

    Nanao fanandramana tetsy Ampefiloha sy ny manodidina ity fiara mpitroka rano an'ny kaominina ity, izany dia ny hanamorana ny fanalana ny rano eny amin'ny faritra iva.
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 novembre 2015 14:29
    • Photo: Njaka

    Kiadin'i Madagasikara : Potika avokoa ny tahiry

    May io maraina io tokony ho teo amin'ny valo ora sy sasany teo ny trano misy ny Kiadin'i Madagasikara etsy Amparibe. "Court-circuit" no voalaza ho nahatonga ny afo. Tsy nisy ny aina nafoy, ary tsy voakasiky ny afo ny teo amin'ny manodidina fa ireo tahiry rehetra no potika avokoa.
    Lire la suite ...
    • mardi, 24 novembre 2015 09:45
    • Photo: Fournie

    Foibe Kiadin'i Madagasikara Amparibe

    May kila miaraka amin'ny fiangonana io maraina io ny foibe Kiadin'i Madagasikara Amparibe. Mbola miledaka ny afo ary vao ora iray teo ny mpamonjy voina no nihazo an'Amparibe. Mbola tsy fantatra mazava ny niandohan'ny afo.
    Lire la suite ...
  • Tarika Telomianadahy
    Tarika Telomianadahy
    • mardi, 24 novembre 2015 07:45
    • Photo: Net

    Tarika Solomianadahy : Mankalaza ny faha-30 taonany

    “COVER” na fihirana ny hiran’ny tarika amin’ny fomba itiavana azy no hanamarihan’ny tarika Solomianadahy ny faha-30 taona niorenany. Hetsika izay hitrandrahana ireo tanora handimby azy ireo izany ka ny 11 desambra 2015 ny famaranana. Nanomboka tamin’ny sabotsy teo ny fifanitsanana ka 10 mianadahy izy ireo no hiady ny ho mpandimby ny tarika. Anisany nahafantarana ny tarika Solomianadahy ny fivoizany ny gadona Osika izay gadona mampiavana an’Antsihanaka.
    Lire la suite ...
    • lundi, 23 novembre 2015 16:24
    • Photo: Njaka

    Ministeran'ny Fiompiana

    Nontanterahina teny amin'ny le Pavé Antaninarenina ny Fivoriam-be fanaon'ny Ministeran'ny fiompiana isam-bolana izay tafiditra ao anatin'ny fijerena ireo zava-bita sy ny tokony hanatsarana ny asa.
    Lire la suite ...
Page 618 sur 638