Tselatra
-
- lundi, 08 mars 2021 19:01
Antsirabe : Nasesin’ny jiolahy norobaina ny Central fiscal "B" sy ny Accès Banque
Ivontoerana mpikirakira vola miisa roa ao Antsirabe renivohitry ny Faritra Vakinankaratra no lasibatry ny fanafihana mitam-basy tao anatin’ny tapabolana. Vaky ny Central fiscal "B", ary vao ny marainan’ny zoma 5 mars, teo amin’ny ora fidiran’ny mpiasa, no voaroba ny Accès Banque Antsenakely. Vola 148 tapitrisa Ariary eo no voalaza fa lasan’ireo jiolahy niisa efatra nanao ny fanafihana ity banky ity.Lire la suite ... -
- lundi, 08 mars 2021 11:32
Bakalorea ankapobeny : Sokajy L, S, ary OSE indray manomboka izao
Vita hatreo ny sokajy A, C , D ho an'ny Bakalorea ankapobeny. Hanomboka amin’ity 2021 ity dia ho sokajy L (Littéraire) sy S (Scientifique) ary OSE (Organisation-Société et Économie) no hisafidianan’ny mpianatra, ho fampiharana ny naoty N°2019/358/MENETP/SG nivoaka ny taona 2019.Lire la suite ... -
- lundi, 08 mars 2021 08:21
- Sary nindramina
RN31 : Antsohihy - Bealanana 129km
Potika ny fiara, vaky ny fitaratra, taritina tracteur, reraka ny mpamily sy ny mpandeha. 60 000ar ny saran-dalana Antananarivo - Bealanana, raha miala zoma amin'ny 12ora atoandro dia alahady amin'ny 4ora maraina vao tonga. Raha camion dia 3 andro no manala ny 54km lalan-dratsy sy gôdra. (Jereo Sary Tohiny)Lire la suite ... -
- lundi, 08 mars 2021 08:10
- Sary nindramina
RN6 - 50Km hiditra an'Ambilobe avy Ambanja
RN6 - 50Km hiditra an'Ambilobe avy Ambanja (Jereo Sary Tohiny)Lire la suite ... -
- samedi, 06 mars 2021 15:00
- Sary nindramina
Sary contre sary izany sisa izy ity
Sary contre sary izany sisa izy ityLire la suite ... -
- samedi, 06 mars 2021 11:25
- Sary nindramina
Covid-19 : Miakatra ny tahan’ireo mitondra ny valanaretina eto Madagasikara
Tsikaritra tato ho ato fa misy fiakarany ny tahan’ireo mitondra ny valanaretina Covid-19 eto Madagasikara, araka ny tati-baovao nataon’ny avy eo anivon’ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka. Paik’ady apetraka manoloana izany ny fizarana CVO, ka any amin’ireo faritra ahitana fiakaran’ny taha no hanombohana izany, anisany ny eto Analamanga.Lire la suite ... -
- samedi, 06 mars 2021 09:16
- Sary Satelita 06 marsa 2021 - 10h30
Hivoaka an-dranomasina afaka fotoana fohy ao Mahanoro ny sisan'ilay androa ratsy
Toetr’andro : Hivoaka an-dranomasina afaka fotoana fohy ao Mahanoro ny sisan'ilay androa ratsy. Mbola mitoetra any amin'ny faritra Avatra sy Avaratra-andrefanan'ny Nosy ny Talio. (Sary Satelita 06 marsa 2021 - 10h30)Lire la suite ... -
- samedi, 06 mars 2021 09:06
- Sary : César Mamizafy
RN1-bis Tsiroanimandidy - Maintirano
RN1-bis Tsiroanimandidy - Maintirano Sary : César MamizafyLire la suite ... -
- samedi, 06 mars 2021 09:01
- Sary nindramina
Antananarivo Renivohitra : Polisy monisipaly ary mpamonjy voina 150 naseho ambany faneva
Tontosa ny zoma 05 marsa ny fandraisana eo ambany fanevam-pirenena ireo Polisy monisipaly 100, ary mpamonjy voina 50, taorian’ny fiofanana narahin’izy ireo herinandro maromaro. Hiasa ho an’ny mponina sy ny tanànan’Antananarivo izy ireo hanatevin-daharana sy hifanampy amin’ny fandaminana ary ny fampandrosoana ny tanàna. Niara-nientana sy nifanome tanana tamin’ny fanomezana fanofanana ara-miaramila azy ireo ny Etat Major ny Tafika Malagasy, ny Tafika an-tanety, ny 3ème Régiment du Génie.Lire la suite ... -
- vendredi, 05 mars 2021 21:08
- Sary nindramina
Aéroport Fascène Nosy-Be : Volamena 190,63 g tratra saiky havoaka an-tsokosoko
Nasisika tao anaty vatoaratry ny Power Bank ireo volamena 190,63 g tratra ireo. Lehilahy teratany karana iray handray zotra miazo an’i Addis Abeba omaly tolakandro no nitondra azy. Anatin’ny fanadihadiana ny raharaha amin’izao. (Jereo Sary Tohiny)Lire la suite ...
Page 14 sur 636