Fitsaboana aretin’ny voa : Nanolotra milina fanadiovana rà miisa 18 ny fikambanana « Aurar »

  • vendredi, 15 janvier 2021 11:25
  • Sary : Ministeran’ny Fahasalamana

Nanolotra « générateur de dialyse » na milina fanadiovana rà miisa 18, sy ireo kojakoja ary akora manaraka izany ny Fikambanana « Aurar » avy ao amin’ny nosy rahavavy La Réunion, ho fandraisany anjara amin’ny fitsaboana ny aretin’ny voa eto Madagasikara.

Ho tsinjaraina ho an’ny HJRA, CHU Befelatanana, ary CHU Analankinina Toamasina ireo fitaovana ireo mba ahafahan’ny vahoaka misitraka izany.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.