PHARMALAGASY: CVO+ gélules, fanefitry ny valanaretina Covid-19 no fanafody voalohany novokariny

  • vendredi, 02 octobre 2020 20:28
  • Sary nindramina

Notokanana tetsy Tanjombato – Antananarivo Atsimondrano, androany, ny orinasa "PHARMALAGASY", ivontoerana ahafahana mampiroborobo sy manome vahana ny fikarohana ara-tsiansa malagasy.

Ny CVO + gélules, fanefitry ny valanaretina Covid-19 no fanafody voalohany novokariny. Afaka mamokatra “gélules” CVO + 22 500 isa-minitra, izany hoe : “gélules” 1 350 000 isan’ora ny orinasa PHARMALAGASY. Hamokatra fanafody hafa karazany 13 ihany koa ity orinasa ity.

Nitarika ny lanonam-pitokanana ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.