Trosa : in-telo avo heny amin'ny fitondran'i Rajaonarimampianina ny trosa napibaben'i Andry Rajoelina

  • jeudi, 11 mars 2021 16:06
  • Super User

1- Fitondrana Rajaonarimampianina :

- Niditra, jona 2014 : Trosa nolovaina, renivola, tsy ao anatiny zana-bola aloa, 7 700 miliara ariary
- Nivoaka, jona 2018 : 9 876.74 miliara ariary

- Trosa nandritra ny fitondrany : 2 176 miliara ariary (4 taona)

Fitondrana mitrosa 544 miliara ar isan-taona

2- Fitondrana Rajoelina:

- Niditra jona 2018 : 9 876.74 miliara ariary
- Jona 2020 (2 taona aty aoriana) : 12 824.6 miliara ariary

- Trosa nandritra ny 2 taona nitondrany : 2 947.86 miliara ariary

Fitondrana mitrosa 1 473.93 miliara ar isan-taona

Raha jerena ny fampitahana ny trosa nobaben'ny firenena tamin'ny fitondrana roa misesy, dia mahatratra 2.7 n'ny trosan'ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina ny trosan'ny fitondrana Andry Rajoelina.

Tsara marihina anefa fa ireo fotodrafitrasa maromaro efa vita na andalam-pavitana ankehitriny dia fifanarahana nataon'ny fitondrana Hery Rajaonarimampianina ny ankamaroany.

Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.