Volamena 73.5kg : "Mitenena izay mahalala, raha tsy izany mangina mandrakizay"

  • vendredi, 15 janvier 2021 11:43
  • Super User

Mahafinaritra ahy mandritra ny fanamasinana Mariazy ataon'ny mopera foana io fanontaniana io amin'ny mpanatrika tonga eo.

"Izay manana ambara amin'ny mety anakanana ny fanambadian'izy roa ireto, dia mitenena izao, raha tsy izany dia mangina mandrakizay".

Toy izany koa ianareo amin'ny douane ao, ianareo ao amin'ny PAF miambina ny sisin-tany, "mitenena raha manan-kambara" anakanana izao passoire ao izao, raha tsy izany mangina mandrakizay, ary aza be taraina aty ambadika aty avy eo, fa efa vita ny mariazy amin'ny fahantrana sy kolikoly tsy azo atao inona intsony fa zakao mandra-maty eo, fa tsy be takoritsoka eo intsony.

Tsy misorona
Patrick

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.