Politique

    • jeudi, 08 avril 2021 21:26
    • Zakaria
    • Photos Fournies

    Haute Cour Constitutionnelle : Prestation de serment et installation officielle des nouveaux membres

    La cérémonie de prestation de serment et d'installation officielle des nouveaux membres de la Haute Cour Constitutionnelle s'est déroulée à Ambohidahy ce 08 avril 2021. Un évènement officialisant leur prise de fonction au sein de cette Institution pour un mandat de 7 ans. Les Hauts Conseillers nouvellement nommés ont prêté serment lors d'une cérémonie présidée par les anciens membres dirigés par l'ancien président de la HCC, le Professeur Jean Eric Rakotoarisoa. Le Président de la République Andry Rajoelina, également président du Conseil Supérieur de la Magistrature a honoré de sa présence cette cérémonie. Étaient également présents le Premier Ministre, Chef du Gouvernement et les Chefs d’Institution.
    Lire la suite ...
    • jeudi, 08 avril 2021 21:04
    • Zakaria
    • Photos Fournies

    Haute Cour Constitutionnelle : Prestation de serment et installation officielle des nouveaux membres

    La cérémonie de prestation de serment et d'installation officielle des nouveaux membres de la Haute Cour Constitutionnelle s'est déroulée à Ambohidahy ce 08 avril 2021. Un évènement officialisant leur prise de fonction au sein de cette Institution pour un mandat de 7 ans. Les Hauts Conseillers nouvellement nommés ont prêté serment lors d'une cérémonie présidée par les anciens membres dirigés par l'ancien président de la HCC, le Professeur Jean Eric Rakotoarisoa. Le Président de la République Andry Rajoelina, également président du Conseil Supérieur de la Magistrature a honoré de sa présence cette cérémonie. Étaient également présents le Premier Ministre, Chef du Gouvernement et les Chefs d’Institution.
    Lire la suite ...
    • mercredi, 07 avril 2021 18:36
    • Zakaria
    • Photos Fournies

    Diplomatie : Andreev Andrey Vladimirovich est le nouvel Ambassadeur de la Fédération de Russie

    Le nouvel Ambassadeur de la Fédération de Russie à Madagascar, Andreev Andrey Vladimirovich, a présenté ses Lettres de Créance auprès du Président de la République Andry Rajoelina, ce 7 avril 2021 au Palais d'État d'Iavoloha. L'entrevue entre le nouvel Ambassadeur et le Président de la République s'est portée sur l'état actuel ainsi que les perspectives et évolution de la relation bilatérale entre les deux pays. La Russie souhaite ainsi consolider les relations de coopération avec Madagascar, notamment dans les domaines de l'énergie, la santé et l'humanitaire, mais également dans le domaine commercial et économique. "Je suis convaincu du potentiel de développement des relations entre Madagascar et la Russie, et je souhaite œuvrer pour le renforcement de cette coopération" a déclaré le nouvel Ambassadeur Andreev Andrey Vladimirovich. (Voir Suite Photo)
    Lire la suite ...
    • mardi, 06 avril 2021 19:19
    • Zakaria

    HCC : Hanao fihanianana ireo mpikambana vaovao

    Hotanterahina ny alakamisy 8 aprily 2021 izao ny lanonana ara-pitsarana hanaovan’ireo mpikambana vaovao sivy mianadahy ao amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana na HCC, fihanianana. Solontenan’ny filohan’ny Repoblika ny telo amin’izy ireo, nofidin’ny solombavambahoaka ho solontenan’ny Antenimieram-pirenena ny roa, solontenan’ny Antenimierandoholona ny roa, ary solontenan’ny Filankevitra ambonin’ny mpitsara ny roa.  
    Lire la suite ...
    • vendredi, 02 avril 2021 14:15
    • Zakaria
    • Tahirin-tsary nindramina

    2 Aprily : Andron'ny Zandarimaria

    Andro nandraisan'ny Kolonely Richard Ratsimandrava ny fibaikoana ny Zandarimaria Nasionaly ny 2 Aprily 1969. Izy no Malagasy voalohany nitana io andraikitra io. Tsy hisy ny fankalazana toy ny fatao isan-taona amin’ity 2 Aprily 2021 ity mba hisorohana ny fianaky ny valanaretina coronavirus.    
    Lire la suite ...
    • mardi, 30 mars 2021 12:23
    • Balita
    • Sary nindramina

    Bus-n’Antananarivo : Takiana ny mangarahara amin’ilay “puces”

    Mitohy hatrany ny adihevitra eny anivon’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo mandritra izao fivorian’ny filankevitra monisipaly izao. Hentitra amin’ny fangataham-panazavana sy ny fametraham-panontaniana Ravelonahina Hilda sy Ralambomahay Toavina ao amin’ny antoko KOMBA. Mitady ny mangarahara mikasika ny fampiasana “puces” amin’ny fiara fitateram-bahoaka (bus) izy ireo. Tsy nitsahatra mikaroka ilay fifanarahana na “convention” nataon’ny CUA sy ny UCTU ary ny CNaPS izy ireo tao anatin’ny roa volana. Tale miisa telo no efa namaly ny KOMBA ary samy nilaza fa tsy manana io “convention” io avokoa.
    Lire la suite ...
    • mardi, 30 mars 2021 08:04
    • Zakaria
    • Photos Fournies

    Funérailles nationales de l’Amiral Didier Ratsiraka

    Funérailles nationales de l’Amiral Didier Ratsiraka : « Je suis Malagasy, non pas parce que je suis né à Madagascar, mais parce que Madagascar est né en moi » L’ancien Président de la République de Madagascar, l’Amiral Didier Ratsiraka s’est éteint dans la matinée du 28 mars 2021 à l’hôpital militaire de Soavinandriana. Ce 29 mars 2021, des funérailles nationales ont été organisées en hommage à l’ancien Chef d’État. Les obsèques ont été marqués par la cérémonie religieuse et militaire qui s’est déroulée à la cour d’honneur du Palais d’État d’Iavoloha, puis l’inhumation de la dépouille mortelle au Mausolée d’Avaratr’Ambohitsaina. Le Président de la République Andry Rajoelina, accompagné de son épouse, a assisté à la cérémonie officielle d’adieux à l’ancien Président Didier Ratsiraka. Outre la famille du défunt, le Premier Ministre, les membres du gouvernement, les chefs d’institutions, les chefs d’églises, les représentants du corps diplomatique, des élus et membres du parti AREMA ont également tenu à rendre un dernier hommage à l’ancien Chef d’État.
    Lire la suite ...
    • lundi, 29 mars 2021 18:58
    • Super User

    Asa fanaovan-gazety : Ratsiraka no nanao ny censure, dia izy indray no ankalazaina fa demokraty nanafoana ny censure

    Fitondrana nampihorohoro ny fitondrana Ratsiraka tamin'izany ho an'izay tsy nitovy hevitra politika taminy. Niasa ny DGID na ny service de renseignement tao Ambohibao, ary maro ireo nigadra tamin'izany. Nihetraketraka ireo zanany sasany tamin'izany. Xavier Ratsiraka anisan'ny voafelaka tehamaina tany Toliara, faha 13 taonany fa nanambana basy kalaky. Izahay no niady hisian'ny fahalalahana manao politika, fanafoanana ny censure, ny fisian'ny fifidianana malalaka, ary nametrahana ny mpanara-maso ny fifidianana tamin'izany, ka nanaovana ny lalàna 90-001 mifehy ny antoko politika sy ny fanaovana politika teto Madagasikara.
    Lire la suite ...
    • lundi, 29 mars 2021 10:15
    • Zakaria
    • Tahirin-tsary nindramina

    29 martsa 2021 : Tsiaro ny Tolom-panafahana 1947 sady fanaovam-beloma farany ny Amiraly Didier Ratsiraka

    29 martsa 1947 - 29 martsa 2021, feno 74 taona anio ny Tolom-panafahana nanaovan’ny Malagasy vy very aina hanilihana ny mpanjanatany, hisian’ny fahafahana sy hiverenan’ny fahaleveontenam-pirenena. Roa taona nisesy izao, noho ny valanaretina coronavirus. Ho an’ity taona ity, dia teo koa ny fahafatesan’ny filoha teo aloha Didier Ratsiraka, nitondra an’i Madagasikara nandritra ny 21 taona teo anelanelan’ny 4 janoary 1976 – 27 martsa 1993 nitohy ny 9 febroary 1997 – 6 mey 2002. Andro manokana ny 29 martsa 2021 ho an’i Madagasikara, andro fisaonam-pirenena, hanaovana veloma farany ny Amiraly Didier Ratsiraka. Hapetraka ao amin’ny fasan’ny Mahery fo na Mausolée Avaratr’Ambohintsaina – Antananarivo izy anio.    
    Lire la suite ...
    • samedi, 27 mars 2021 20:00
    • Zakaria

    Fahatsiarovana ny tolom-panafahana : Nosantarina tamin’ny fotoam-pivavahana teny amin'ny Advantista Soamanandrariny

    ny Fotoam-pivavahana notontosaina teny amin'ny Fiangonana Advantista Soamanandrariny, androany sabotsy 27 Martsa, nitrotroana am-bavaka ny firenena no nanokafana ny fahatsiarovana ny tolom-panafahana 29 Martsa 1947. Tonga nanotrona izany ireo mambra ny governemanta vitsivitsy sy ny avy ao amin'ny fitaleavan'ny mpiady tia tanindrazana. Ity farany izay mpandrindra sy mpikarakara ireo bekotro eo anivon'ny Ministeran'ny Fiarovam-pirenena. Tara-kevitra novoizina tamin'ity taona ity ny hoe "Fitiavan-tanindrazana tsy maty ao am-po lovainjafy".  
    Lire la suite ...
Page 1 sur 154