Filtrer les éléments par date : vendredi, 05 mars 2021

Tsiahy kely iny, alohan'ny hipipi andeha hatory

Bonne nuit nareo, tsy azo atao eny ambody hazo an, Tanabao lalan'ny CENAM iny manko de feno azy.
Patrick

 

Publié dans Pilo kely

Nasisika tao anaty vatoaratry ny Power Bank ireo volamena 190,63 g tratra ireo. Lehilahy teratany karana iray handray zotra miazo an’i Addis Abeba omaly tolakandro no nitondra azy. Anatin’ny fanadihadiana ny raharaha amin’izao.

(Jereo Sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

Manao antso vonjy amin’ny filoha Andry Rajoelina sy ny governemanta ny mponin’Anosibe Anala noho ny fijaliana amin’ny fampiasana ny lalam-pirenenana RNT 23 miainga ao Moramanga.

Mirefy 72 km izany lalana izany saingy fahoriana tsy roa aman-tany ny an’ny mpandeha, indrindra rehefa amin’ny fotoanan’ny orana toy izao.

Tsy afaka mandeha ny fiara fitateran’olona fa ireny fiarabe mpitatitr’entana ireny no isarangotana.
Telo andro an-dalana amin’izany noho ny faharatsian’ny lalana.

Zara raha mahatafita ireo tetezana satria efa boboka sy lo ny hazo nanamboarana azy.
Raha misy indray ny taxi-moto dia sandaina 100 000 Ariary ny sarandalana.

Publié dans Politique
vendredi, 05 mars 2021 09:58

05 mars : Journée mondiale de prière

05 mars : Journée mondiale de prière.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 05 mars 2021 09:54

05 mars : Journée mondiale du tennis

05 mars : Journée mondiale du tennis.

 

Publié dans Fil info

Notokanana ny alakamisy 04 mars tetsy amin’ny Cenam 67ha ny ivon-toerana Har 'Kanto tamin’ny alalan’ny fikambanana FITIA, izay toerana handraisana ireo mpanao asa tanana rehetra sy ireo mpanao asa tanana manana fahasembanana, hahafahana mandalina bebe kokoa ny tontolon’ny asa-tanana.

“Ny vehivavy rehetra dia afaka mampiroborobo hatrany, eny fa na dia ny vehivavy manana fahasembanana aza” hoy ny minisitry ny fampianarana teknika sy ny asa an-tsekoly.

Nanolotra fitaovana hoan’ireo mpisehatra ao amin’ity ivon-toerana ity ny fikambanana FITIA.

Ankoatr’ireo dia vehivavy manana fahasembana miisa 20 no nahazo fampiofanana maimaimpoana momba ny mofomamy sy nahandro.

Publié dans Art et Culture

La Banque africaine de développement (BAD) a fait savoir ce jeudi 04 mars que le président égyptien Abdel Fattah al-Sissi a remporté le trophée Africa Road Builders (ARB) 2021.

Le méritant recevra officiellement son trophée le 31 mars prochain au Caire, en Égypte, a annoncé le comité des ARB dans un communiqué.

En accord avec les autorités égyptiennes et avec le soutien de la BAD, la remise du prix se déroulera lors de la conférence inaugurale des Africa Road Builders 2021.

Le thème retenu pour cette nouvelle édition, "Routes et transports pour la santé : actions et réalisations pour relever les défis en Afrique", s’inscrit dans le contexte de crise sanitaire liée à la Covid-19 que le monde entier traverse depuis plus d’un an.

La conférence inaugurale donnera lieu à un partage d’expériences sur la manière dont les routes et les transports consolident et améliorent la santé en Afrique.

Publié dans Editorial