Filtrer les éléments par date : vendredi, 05 février 2021

Pilo kely nindramina : Resaka mayonnaise foana ity, ahodina fa ny eo ihany no eo

Bonne nuit nareo e, merci tompon'ny mayonnaise.
Patrick

 

Publié dans Pilo kely

Notapahana ny fahazoan'ny canal sat, startimes, parabole ny fandaharana MBS.

Tsy afaka mahita izany televizionina izany ny any amin'ny faritany rehetra ankoatran'ny faritra vitsivitsy eto Antananarivo amin'ny alalan'ny UHF.

 

Publié dans Tselatra

Nanainga io maraina io ny Praiminisitra entina ho tsaboina maika atsy amin'ny nosy La Reunion.

Tratra ny tsy fahasalamana tampoka izy ny alarobia maraina, raha niezaka niatrika ny filankevitry ny minisitra kosa ny hariva.

 

Publié dans Tselatra

La Gendarmerie nationale organisera une conférence de presse cet après-midi du vendredi 05 février 2021, à 14h00, à la salle d'honneur du Commandement de la Gendarmerie, Toby Richard Ratsimandrava Andrefan'Ambohijanahary concernant l'affaire trafic 73.5kg d'or.

Publié dans Fil info

Anio tolak'andro zoma 05 febroary 2021, amin'ny 2ora, dia hitafa amin'ny mpao gazety ny eo anivon'ny Zandarimariam-pirenena ao amin'ny salle d'honneur du Commandement de la Gendarmerie, Toby Richard Ratsimandrava Andrefan'Ambohijanahary mahakasika ilay trafika volamena 73.5kg.

 

 

Publié dans Tselatra

Ivato :

Caméra N° 8 mitatitra entana maivamaivana circuit normal, entana avy nosavaina, caméra N° 6 misy manosika chariot mavesatra hors circuit de fouille 31 desambra 2020, 04:49 heure locale, eny amin'ny fiaramanidina 5R-ASB.

 

Publié dans Tselatra